Gardons la foi

VF

1 Corinthiens 13:13 Maintenant, ces trois choses demeurent : la foi, l’espérance et l’amour; mais la plus grande des trois est l’amour.

Aujourd’hui, notre thème est la FOI

Voici les 4 parties de cet enseignement sur la foi :
>> Son origine.
>> Sa destination.
>> Comment la garder ?
>> Ses œuvres

ORIGINE DE LA FOI

La Bible déclare dans Romains 10:17 : Ainsi la foi vient de ce qu’on entend, et ce qu’on entend vient de LA PAROLE DE CHRIST. Ceci veut dire que la foi est générée par l’écoute d’une prédication de LA PAROLE DE DIEU. Nous voyons donc que la foi tire son origine de L’Évangile de Paix.

LE SEIGNEUR JÉSUS déclare dans Jean 11:25 : Celui qui croit en MOI vivra. Et, plus loin dans Jean 14:19 : Car JE vis, et vous vivrez aussi ; si le verbe : “vivre” est conjugué au futur, c’est parce que la vie pour l’éternité s’obtient par la foi en JÉSUS-CHRIST Notre SEIGNEUR et SAUVEUR. C’est la vie que Notre PÈRE CÉLESTE donne, selon Jean 3:16 et qui est une évidence par la foi.

DESTINATION DE LA FOI

La foi est destinée à quiconque croit en JÉSUS LE FILS DE DIEU, quels que soient sa race, son pays, sa vie passée ou ses péchés commis ; car celui qui croit au FILS a la vie, dit Jean 3:36. La foi est une Grâce que nous recevons de la part de DIEU NOTRE PÈRE ; comme l’a déclaré JÉSUS NOTRE SAUVEUR, en disant :
Nul ne peut venir à MOI, si LE PÈRE qui M’a envoyé ne l’attire ; et JE le ressusciterai au dernier jour, promet Jean 6:44. Car la foi est aussi une arme puissante, c’est le bouclier avec lequel nous pourrons éteindre les traits enflammés du malin, en Éphésiens 6:16.

COMMENT GARDER SA FOI ?

Le monde passe, et sa convoitise aussi, mais celui qui fait la Volonté de DIEU demeure éternellement, atteste 1 Jean 2:17. C’est pourquoi, l’Enfant de DIEU doit marcher selon L’ESPRIT pour ne pas accomplir les désirs de la chair, dit Galates 5:16.
Il faut tenir ferme en ayant la foi inébranlable qui est soutenue par LA PAROLE PUISSANTE DE DIEU, afin d’hériter du royaume des cieux. Raison pour laquelle, LE SEIGNEUR ordonne ceci dans Éphésiens 6:14 : Tenez donc ferme. À l’instar de Job qui ne pécha point dans la souffrance, atteste Job 2:10.

Souvenez-vous de vos conducteurs qui vous ont annoncé LA PAROLE DE DIEU ; considérez quelle a été la fin de leur vie, imitez leur foi, exhorte Hébreux 13:7. Or, la foi est une ferme assurance de ce que l’on espère, c’est pourquoi nous devons persévérer dans notre communion avec JÉSUS-CHRIST Notre SEIGNEUR et SAUVEUR qui EST avec nous tous les jours, assure Matthieu 28:20.

Les moyens de garder sa foi sont :
•La méditation Biblique jour et nuit, selon Josué 1:8.
•La prière sans cesse, dit 1 Thessaloniciens 5:17.
•La communion fraternelle, décrite dans Psaume 133:1.
•L’obéissance au SAINT-ESPRIT, suivant Jean 14:26.

LES ŒUVRES DE LA FOI

Si la foi n’a pas les œuvres, elle est morte, atteste Jacques 2:17. C’est pour cela que la pratique de la charité constitue un élément fondamental de la foi chrétienne. L’assurance de la foi permit à Schadrac, Méschac, et Abed-Nego d’annoncer leur délivrance de la fournaise, assure Daniel 3:17-18. Ils avaient placé la confiance en L’ÉTERNEL bénit Ses Bien-aimés pendant leur sommeil, déclare Psaume 127:2. Voilà pourquoi, il ne faut pas se tourmenter pour s’enrichir, conseille Proverbes 23:4, mais vivre par la foi.

….Les bénéfices de la foi….

La foi au NOM du SEIGNEUR JÉSUS génère le miracle, ainsi qu’il est écrit dans les versets suivants :
•Habacuc 2:4 : Le juste vivra par la foi.
•Luc 5:20 : Voyant leur foi, JÉSUS dit : Homme, tes péchés te sont pardonnés.
•Marc 10:52 : JÉSUS lui dit : Va, ta foi t’a sauvé.
•Matthieu 9:22 : JÉSUS se retourna, et dit, en la voyant : Prends courage, ma fille, ta foi t’a guérie.
Puisse LE DIEU VIVANT augmenter la foi chacun en accord avec la prière de Luc 17:5 !

Vm

….. Ary ireto telo ireto no mitoetra “Finoana, Fanantenana ary Fitiavana” Kor 13:13

Androany isika dia hiresaka momba ny finoana
-ny niandohany
-ny olona iantefany
-ny fikolokoloana azy
-ny finoana sy ny asa

AVY AIZA NY FINOANA?

Ny baiboly dia milaza ao amin’ny Romana 10:17: koa ny finoana dia avy amin’ny toriteny, ary ny toriteny kosa dia avy amin’ny tenin’i Kristy. Arak’izany, ny TORITENY sy ny TENIN’ANDRIAMANITRA no anovozantsika ny FINOANA.
Jesosy Kristy dia nilaza koa ao amin’ny Jaona 11 : 25 Izaho no fananganana ny maty sy fiainana, izay mino Ahy, na dia maty aza dia ho velona mandrakizay.

HO AN’IZA NY FINOANA?

Tsy ny olona rehetra koa anefa no mino fa izay namindran’Andriamanitra fo. Hitatsika izany ao amin’ny Jaona 6:44 Tsy misy olona mahay manantona ahy raha tsy taomin’ny Ray izay naniraka Ahy
Jesosy dia nilaza tao amin’ ny Jaona 3:36 Izay mino ny zanaka , manana ny fiainana mandrakizay..
N’iza n’iza, na avy aiza izy, izay mino an’i Jesosy Kristy velona, dia hanana ny fiainana.

AHOANA NY HITEHIRIZANA NY FINOANA?

Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. Matio 6.33 Galatiana 5:16 “mandehana araky ny fanahy dia tsy hahatanteraka ny araky ny nofo ianareo”
Ny zanak’Andriamanitra dia tokony mandeha ara-panahy ary manatanteraka lalandava ny sitrapony.

Ao anatin’ny fotsika no hitehirizana ny tenin’Andriamanitra. Deo 6 : 6-9 “Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao, dia ampianaro ny zanakao tsara izany ….”
Sarobidy arak’izany ny fotsika ka mila arovana. Tandremo ny fo mihoatra ny zavatra rehetra.Tsy mila hitoeran’ny avonavona, tsy famelan-keloka, fahatezerana, alahelo … raha tsy izay tsy tafatoetra lalina anatintsika ny tenin’Andriamanitra. Ary Tsy mitoetra ihany koa ny finoana.

Ny finoana tsy maka hery amin’ny alalan’ny tenin’Andriamanitra dia tsy mahavita na inona na inona.
Mila mamaky sy mampiatra ny tenin’Andriamanitra isika amin’ny fiteny, fihetsika, fiainana andavan’andro fa tsy zavatra amboarina na vonjy tavanandro. Ohab 7 :1-3: Anaka, tandremo ny teniko ary raketo ao aminao ny didiko. Tandremo ny didiko, dia ho velona hianao ary tandremo toy ny anakandriamaso ny lalàko”
Te hanambotra antsika Andriamanitra .
II Timoty : 3 : 14 “ fa ianao kosa dia mahareta amin’izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany”.

Nandefa ny teniny izy hanasitrana antsika.
Jesosy no mpahandro fa ny olona (mpanompon’Andriamanitra) no maka izay ilainy ao @ Jesosy ka manolotra an’iny hohanitsika. Anjaratsika ny misafidy ny hihinana na tsia. Ny fikolokoloana ny finoana no ahafahana mitahiry azy. Mila mangetaheta tenin’Andriamanitra isika isan’andro isan’andro. Toy ny nofo mila misakafo ny fanahintsika, ary mila ampitomboana hatrany hatrany izany amin’ny alalan’ny teniny, famakiana baiboly, famonjena fivoriam-bavaka. Ny fahatakarana ny Tenin’andriamanitra anefa dia tsy misaraka amin’ny Fanahy Masina. Izy no manampy antsika hahatakatra ny sitrapon’Andriamanitra amin’ny alalan’ny vavaka.

Asa Apostoly 17 : 10-11 : “Ary ny toe-panahin’ireo dia tsara noho ny teo tesalonika; satria nandray ny teny tamin’ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan’andro, na marina izany na tsia”.
Joba 22 : 21-25 : “Mifankazara amin’ny TSitoha ianao dia hiadana …”

Fiainam-panahin’ny mpino mila tehirizina:

1/fandinihana ny Soratra Masina
2/mivavaka mandrakariva
3/fiarahana miombom-bavaka
4/manaiky ny Toro-lalàn’ny Fanahy Masina

NY FINOANA SY NY ASA

Jakoba 2 : 17: Ary mba toy izany ny finoana, raha tsy misy asa dia maty mihitsy. Noho izany dia ny fampiharana ny finoana dia ny fanaovana asa soa amin’ny manodidina , ilaintsika izany hampitombo ny finoantsika; Ny finoana arahan’asa dia sarobidy amin’ny finoana Kristianina. Matanjaka ny finoan’ i Sadraka, Mesaka ary Abednego hita ao amin’ny Daniel 3 : 17-18 Indro, Andriamanitra izay tomponay dia mahavonjy anay amin’ny lafaoro misy afo mirehitra . Izay no tokony tsy hiasana saina amin’ny harena araky ny teny ao amin’ny Ohabolana 23:4 Aza manasa-tena hanan-karena, aza entina amin’izany ny fahendrenao.

Ho fehiny dia ny finoana tsisy tenin’Andriamanitra dia tsy misy hery. Mila mikatsaka mandrakariva ny fanjakan’Andriamanitra sy ny fahamarinany mandrakariva isika. Amin’ny fotoan-tsarotra isika, na rehefa mandalo ady dia averin’ny Fanahy Masina amintsika ny teny fampaherezana sy fampanantenana. Aza atao kitotoa intsony ny finoantsika , ny fitehirizana azy dia harena ho antsika , ampinga sy fiarovana amin’ny zavatra izay atao. Ampiasao ny finoana notehirizina dia ho hitantsika fa ho maivana kokoa ireo fitsapana ary hivaha ny olana rehetra , fa mila ao anatin’izany ny mifankazatra amin’ny Tsitoha mandrakariva fa izany no hiavin’ny soa amintsika.

Enga anie ny TOMPO hampitombo ny finoatsika mandrakariva Lioka 17:5

Secret de la réussite

VF
Comme un voyageur, l’homme chemine , tiré par ses ambitions ou ses désirs, mais poussé inexorablement vers la recherche du bonheur et du succès. Il attend un avenir toujours meilleur et lutte pour atteindre ses objectifs de bonheur.
Enormément de chrétiens misent sur les valeurs de cette vie, ils se trompent.Ils pensent que pour réussir et vivre heureux , il suffit d’avoir beaucoup d’argent, de beaux vêtements, une belle maison, une belle voiture… et s’y attèlent par ses propres moyens. Ils ne seront jamais heureux dans cette vie de cette manière.
1Corinthiens 15:19. Si c’est dans cette vie seulement que nous espérons en Christ, nous sommes les plus malheureux de tous les hommes.

Les églises occupent une place très importante dans la façon de bien mener la vie. Elles nous aident à devenir des hommes spirituels.
EsaÏe : 28 26 « Son Dieu lui a enseigné la marche à suivre, Il lui a donné ses instructions “. Jésus sait par avance comment il va combler les besoins de tous à condition qu’il prenne sa vraie place dans nos cœurs. Parfois, nous sommes nous même le blocage de notre réussite. Nos doutes apparaissent et nous trouvons des obstacles insurmontables. Jésus nous demande de lui soumettre tous nos fardeaux et Il nous émerveillera par son intervention.

Nous avons besoin d’écouter la voix de Dieu qui murmure en nous. Vidons nous de tous nos préjugés, nos appréhensions, sachons nous ouvrir à Dieu et il nous parlera à travers le Saint Esprit.
Ayons foi en Lui. Dieu sait ce qui est bien pour nous. Jean 7 : 38 « Celui qui croit en moi, des fleuves d’eau vive couleront de son sein, comme dit l’Ecriture”

VM
Indraindray isika olombelona mihevitra mahavita tena samy irery. Variana amin’ny fitadiavana ka manao izay azo atao rehetra hanangonana harena , voninahitra, vola , diploma…. Tsy ny fananana an’ireo rehetra ireo anefa no mahasambatra.

Kor I : 15:19 “Raha amin’izao fiainana izao ihany no anantenantsika an’i Kristy, dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika”.

Isaia 28 : 26 “Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, Eny izy no mampianatra azy”. Andriamanitra no manoro izay mety tokony ataontsika. Tsy izay tiatsika atao no mety fa ny fahafantarana ny mety tokony atao no mampety ny fiainana. Tsy ny vola akory no mampety ny fiainana fa ny fahafantarana ny mety tokony atao. Jesosy rehefa manao zavatra dia ao anaty rafitra tsara.

Manampy antsika ny Fiangonana hahalala ny sitrapon’Andriamanitra.
Mamolavola antsika ho olona ara-panahy. Aza mandeha amin’izay ao an-tsaintsika fa mila miezaka mihaino an’Andriamanitra ao am-pontsika isika.

Te hahomby va isika?
Tokony apetraka tsara amin’ny toerany Andriamanitra. Indraindray isika ihany no sakana amin’ny fandresentsika. Mila mihaino ny ao anatintsika isika dia ny Fanahy Masina. Jaona 4: 24 ” Andriamanitra dia Fanahy, izay mivavaka aminy dia tsy maintsy mivavaka amin’ny fanahy sy ny fahamarinana”. Tokony esorina tanteraka ny ao anatitsika rehetra vao afaka mandray ny torolalany.
Tsy fijerena tonon’andro no ahombiazana fa Andriamanitra no manoro izay mety ataon’ny olona amin’ny alalan’ny Fanahy MAsina.

Jaona 7:38 “Izay mino ahy dia hisy onin’ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan’ny Soratra Masina”. Mila mihaino ny fanahy masina lalandava isika. Fantaro ny zavatra rehetra , hazomy mafy izay tsara…

Jésus le bon berger!

Jean X: 1-4 vf

“En vérité, en vérité, je vous le dis , celui qui n’entre pas par la porte dans la bergerie, mais qui y monte par ailleurs , est un voleur brigand. Mais celui qui entre par la porte est le berger des brebis. Le portier lui ouvre, et les brebis entendent sa voix; il appelle par leur nom les brebis qui lui appartiennent, et il les conduit dehors.
Lorsqu’il a fait sortir toutes ses propres brebis, il marche devant elles, et les brebis le suivent , parce qu’elles connaissent sa voix”

Comme un berger envers ses brebis, Jésus prend soin de nous. Il est notre berger et nous sommes ses brebis. Si on le laisse nous guider, il s’occupera bien de nous. Sachons écouter sa voix pour nous sortir des embûches de la vie. Laissons le être notre bon berger.  Jésus nous donne plusieurs moyens pour connaître sa volonté : la parole de Dieu, les réunions de prière, les prédications. Acceptons le dans notre vie quotidienne, qu’il soit notre Lumière et notre Guide. Ceux qui ont soifs en l’Eternel trouveront la paix, le salut et la vie dans l’abondance!

Jaona X : 1-4 vm

Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay tsy miditra amin’ny valan’ondry, fa mananika ny fefy , dia mpangalatra sy jiolahy. Fa izay miditra amin’ny vavahady no mpiandry ny ondry. Ary izy no vohan’ny mpiandry vavahady; ary ny ondry mihaino ny feony; ary izay ondriny tokoa dia antsoiny amin’ny anarany avy ka entiny mivoaka. Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy , dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony.”

Sambatra isika manana an’i Jesosy, Izy no Mpiandry ondry tsara. Raha manaiky isika iadidiany , ary raha te ho tafavoaka amin’ny fiainana ,dia mila mametraka ny Tompo eo anoloana lalandava.Tokony esorina avokoa ny zavatra rehetra misakana ny itoeran’i Jesosy eo anoloan’ny fiainantsika. Ny ondriny entiny mivoaka. Tsy mahavita tena irery isika. Maro ny fomba amoahan’i Tompo antsika amin’ny olana eo amin’ny fiainana. Tsy afa-misaraka amin’izany ny tenin’Andriamanitra, ny fivoriam-bavaka, ny toriteny. Ireo rehetra ireo no entin’Andriamanitra hampahafantarana antsika ny sitrapony. Mila mihaino sy manaraka azy isika. Raha mangetaheta sy mikatsaka azy lalandava isika dia “iposahan’ny famonjeny”
Mba ho ondry mankato anie isika ka hihaino mandrakariva ny teniny.